|
|
|
|

Entry1  mideba
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3 [Antambahoaka] mininginingina [1.78]
4 [Tanala] mitaingina: Nideba jahatre ahay niany (nitaingina zahatra izahay androany) [1.78]
Synonyms  5 midiba

Anagrams  6 mibedà, mibeda, mideba

Updated on 2026/02/13