|
|
|
|

Entry1  midababaka
Root  2 dababaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Feno morona, tondraka, tsy anerany, mihoa-pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin' ny ketsa
5 Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao [1.1]
Explanations in French  6 Déborder [1.3]

Updated on 2025/09/12