Entry miboroaka (boroaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika
¶ Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony
¶ Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý [Rajemisa 1985]
English definition to come through on the other side; to spurt out [Hallanger 1973]
French definition transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher [Hallanger 1974]
Morphology 
miboroaka
niboroaka
hiboroaka

2012/07/26