| Entry | 1 mibolidy |
| Root | 2 bolidy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitsoaka mandositra
5 Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny 6 Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 11 mibolidy amy |
| Updated on 2025/11/09 |
|