|
|
|
|

Entry1  mibokoboko
Root  2 bòkobòko
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Misy zavatra mivohibohitra, mivohitra vorivory: Tsy nahita tory aho halina azon'ny mibokoboko ny vimiaina amin'ny latsimpara fora
5 Maniry tsimokazo [1.1]
Explanations in French  6 pousser des bourgeons, bourgeonner, avoir plusieurs petites bosses [1.3]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
All compound words  10 sela mibokobokom-bihy

Updated on 2025/11/09