| Entry | 1 miboeriboerika |
| Root | 2 boeriboerika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana [1.1] |
| Examples |
5 Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany;
[2.996]
6 Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho. [2.356] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|