Entry miboana (boana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mivoha amim-peo mafy; migoana
¶ mangetotra [Rajemisa 1985]
French definition   s'ouvrir avec bruit
¶ péter [Abinal 1888]
Morphology  
miboana
niboana
hiboana

Entry miboaña
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] miseho, mipoitra [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] miseho, miharihary [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] miseho (aboaña) [Rakotosaona 1972]

Updated on 2014/07/18