Entry mibitaka (bitaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin' ny fihetsehana ety ivelany, toy ny dihy, hofa tanana: Nibitaka i Fara fa afaka tamin' ny fanadinana [Rajemisa 1985]
English definition to jump or dance for joy, to dance and brandish spear and shield, as is done at times of public rejoicing. [Richardson 1885]
 to jump for joy [Hallanger 1973]
French definition bondir de joie [Hallanger 1974]
Morphology 
mibitaka
nibitaka
hibitaka
mibitaha

2012/07/25