| Entry (1/2) | 1 mibarera |
| Root | 2barera |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo izay.
5Miroraka, milatsaka toy ny elatra na ny lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny elatr' ity vorona ity. 6Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy. [1.1] |
| Explanations in English |
7to be unable to fly high any longer, as a tired bird; to wear loose and flowing garmets dragging on the ground; to be loose, as the sides of a tent not properly stretched. See rebareba, refarefa.
[1.2] |
| Examples |
8 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona;
[1.301#mg]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 12 mibarera |
| Part of speech | 13 active verb |
| Explanations in Malagasy |
14mirenireny.
[Tanosy]
[1.78] |
| Explanations in English |
15to go about freely, to be at liberty, to be unrestrained, as the air, birds, savages, etc..
[Provincial]
[1.2] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/10/12 |
|