Entry miavo-tena (avotra, tena)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza andevo na mpanompo taloha nandoa vola mba hanafahany ny tenany tamin' ny fanandevozana [Rajemisa 1985]
English definition to purchase freedom, as a slave who redeems himself [Richardson 1885]

2011/12/21