Entry miatrika (atrika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [Rajemisa 1985]
Explanations in English to face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [Richardson 1885]
Morphology 
miatrika
niatrika
hiatrika
miatreha
Examples Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [Andraina: Mitaraina, page 204]

Updated on 2020/07/31