Entry miatrana (atrana)
Part of speech adjective
Malagasy definition Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [Rajemisa 1985]
English translation cocked, ready. [Richardson 1885]
Examples na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. [Andraina: Mitaraina, page 229]

Updated on 2020/07/31