| Entry | 1 miantsoantso |
| Root | 2 antsoantso |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miteny mafy, milelalela
[1.1] |
| Examples |
5 ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 9 manaoantsovalala, 10 manaolelamiakatra, 11 mijajaka, 12 mikiakiaka |
| Updated on 2025/10/31 |
|