Entry miantitra (antitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manaraka hatramin' ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy io kilema io raha tsy fongorinao dieny izao [Rajemisa 1985]
Morphology 
miantitra
niantitra
hiantitra

2010/05/14