Entry miangeso (angeso)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin' ny fiteny na amin' ny fihetsika na amin' ny fitasana [Rajemisa 1985]
Morphology 
miangeso
niangeso
hiangeso
miangesea

2013/04/12