Entry miandany (andany (lany))
Part of speech active verb
Malagasy definition Momba, manaraka: Tsy miandany amin' ny mpitokona akory izy [Rajemisa 1985]
English definition to take sides, to be on one side, to be of one's party. [Richardson 1885]
 to side with [Hallanger 1973]
French definition prendre parti pour [Hallanger 1974]
Morphology 
miandany
niandany
hiandany
miandania

2012/07/19