|
|
|
|

Entry1  miana-kendry
Elementary words  2 mianaka, 3 hendry
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony. [1.1]
Examples  6  Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#]

Updated on 2025/09/12