| Entry | 1 miana-kendry |
| Elementary words | 2 mianaka, 3 hendry |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1] |
| Examples |
6 Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana.
[2.895#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|