Entry miampirina (ampirina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao lzy fa matahotra an-drainy, hono
Mitovy hevitra: miampify [Rajemisa 1985]
English definition to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. [Richardson 1885]
Morphology 
miampirina
niampirina
hiampirina
miampirima

2012/07/19