| Entry (1/2) | 1 miakoako |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 mibadabada fiteny, miambakambaka [Betsileo]
[1.78] |
| Entry (2/2) | 4 miakoako |
| Part of speech | 5 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
6 badalela: Tsa mba misy mazava aba ny raha taroñin'iñy lihilahe iñy fa miakoake loatse i ko save mikorontaña ny oña (Tsy mba misy mazava ranona ny zavatra lazain'iny lehilahy iny fa badalela loatra izy any ka mikorontana ny olona) [Betsileo]
[1.78] |
| Updated on 2025/09/12 |
|