| Entry | 1 miafitra |
| Root | 2 afitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mijanona tsy mandeha intsony:
5 Niafitra halina ny famantaranandroko 6 Miato miala ianona, mianina: 7 Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana 8 Mipetrapetraka, mialokaloka: 9 Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1] |
| Explanations in English |
10 to stay, to halt, to be arrested in one's progress.
[1.2] |
| Explanations in French |
11 S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois)
[1.3] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 16 farimaty, miafitra, 17 mirifata |
| Updated on 2025/11/17 |
|