Entry miabo (abo)
Part of speech active verb
French definition être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
¶ être fier, hautain [Abinal 1888]

Entry miabo
Part of speech adjective
Malagasy definition Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [Rajemisa 1985]
French definition positif [SLP 1986]
Synonyms miibo
Antonyms 

2014/02/07