| Entry | 1 miabily |
| Root | 2 abily |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
5 Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra 6 Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1] |
| Explanations in English |
7 To be in a base condition. Almost obsolete.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Analogs | 12 mamorery tena, 13 mandrorom-bintana, 14 maniva tena, 15 mavoin-tena, 16 miala-bara-tena, 17 miandevo fanahy, 18 mikororosy fahana, 19 mivarina, 20 tsy manome voninahi-tena, 21 tsy misaingy hajan-tena |
| Updated on 2026/04/22 |
|