|
|
|
|

Entry (1/2)1 metatra
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity.
4Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho. [1.1]
Explanations in English  5a meter. [1.7]
Explanations in French  6mètre. [1.3, 1.8]
Examples  7 Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [2.472]
8 Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [2.576]
Vocabulary  9 Space
All compound words  10jotsotombon' ny metatra

Entry (2/2)11 metatra
Part of speech  12 noun
Explanations in French  13(de hetatra : comblé de richesses). Nom d'un arbre à bois dur d'après le fichier Grandidier.. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  14 Botany

Updated on 2025/10/08