| Entry | 1 mendri-kaja |
| Elementary words | 2 mendrika, 3 haja |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy [1.1] |
| Examples |
6 Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany.
[2.499#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|