|
|
|
|

Entry1  medaly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy) [1.1#650]
Analogs  4  meday

Anagrams  medaly, 5 mileda

Updated on 2025/12/08