|
|
|
|

Entry1  mavoroka
Root  2 voroka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Ratsy fofona aoka izany: Mavoroka io hena io fa ario any
5 Jereo maimbo [1.1]

Updated on 2025/09/12