Entry mavojo (vojo)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] marofo [Rakotosaona 1972]

Entry mavojo
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tanala] antitra, tsy tanora intsony: Rañavavy mampiady hira ka ny mavojo, mavojo mandy (rafotsibe mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06