| Entry | 1 mavesatre |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 bevohoka, vehivavy mitondra ny vokatry ny firaisany amin'ny lehilahy: K'aja misakilo homaña amin'ny mavesatre sandre maty voky (aza mifaninana amin'ny bevohoka sao matin-kavokisana) [Tanala]
[1.78] |
| Updated on 2025/09/12 |
|