|
|
|
|

Entry1  mavao
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 masiso [Tanala] [1.78]
4 Ratsy fofona, manomboka ho simba, mihasimba, miharatsy: Efa mavao izany divay izany
5 Jereo maimbo [1.1]
All compound words  6 korana tsy mavao

Anagrams  mavao, 7 mavoa

Updated on 2025/11/17