| Entry | 1 matoantenin' ny mpanao |
| Elementary words | 2 ma, 3 toa, 4 teny, 5 mpanao |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [1.146#75] |
| Explanations in English |
8 active verb [1.26#] |
| Vocabulary | 9 Linguistics |
| Updated on 2025/10/11 |
|