|
|
|
|

Entry1 matematika
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fomba aman-toetran' ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin' ny alalan' ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan' izy samy izy [1.1]
Vocabulary  4 Mathematics: (in general)

Updated on 2025/09/12