Entry masom-pory (maso, fory)
Part of speech   expression
Malagasy definition   [Tambahoaka] fivoahan-tay [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] lava-body; fivoahan'ny maloto (tay): Masom-pory voan-tsaka k'afara tsy atao koa (atao toy ny lava-body voan'ny sakay ka amin'ny sisa no tandremana) [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

2009/12/09