|
|
|
|

Entry 1  Masombika
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3 Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa [1.1]
Examples  4  Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. [2.649#]
5  Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#]
Vocabulary  6  History: clans, tribes
Combinations  7  5 expressions, toponymes, etc... with that word
Quotes  8  Texts mentioning that word

Anagrams  9 mambosika, Masombika

Updated on 2026/03/07