| Entry | 1 masiso |
| Root | 2 siso |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy Jereo maimbo [1.1] |
| Explanations in English |
5 fermented, rotten [1.7] |
| Explanations in French |
6 fermenté, pourri [1.8] |
| Examples |
7 Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472]
|
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 9 masiso, 10 misaso, 11 misosa, misosà , 12 mosasy, 13 Samosy, samosy |
| Updated on 2025/10/18 |
|