| Entry | 1 masinina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso) Milina fanjairana na fanoratana Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina |
| Examples |
4 [2.472] ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara! |
| Anagrams | 5 anisinam, manisìna, manisina, masinina, nanisiam, nasimany, nisainam, ny masina |
| Updated on 2025/08/10 |
|