|
|
|
|

Entry1  masikita
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Didin-kena lavalava izay atsatsika amin' ny afo.
4 (any anindrana) Soza, safindrana. [1.1]
Explanations in French  5 viande séchée, boucanée.. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  6 masikity

Anagrams  7 masikaty, 8 masikita, 9 miakatsy, 10 mitsaika, 11 mitsiaka, 12 tsy maika

Updated on 2025/09/12