Entry maseva
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Korintsana natao tamin' ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izany izy rehefa manao fihetsehana ny tanana na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana toy ny fehikibo) [1.1]

Updated on 2020/07/31