|
|
|
|

Entry1  masera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy [1.1]
Explanations in English  4 a nun [1.7]
Explanations in French  5 religieuse [1.8]

Anagrams  6 Maresa, 7 masera, 8 Samera

Updated on 2025/09/12