|
|
|
|

Entry1  marivo
Root  2  rivo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  akaiky, tsy lavitra [Tambahoaka] [1.78]
5  akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay) [Tanala] [1.78]
6  Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny
Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo [1.1]
Explanations in English  7  shallow [1.7]
Explanations in French  8  peu profond [1.8]
All compound words  9  5 combinations of this word
Synonyms  10  marivo salosana
Antonyms  11  lalina
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 marivo, 14 mirova, 15 mivaro

Updated on 2025/10/08