| Entry (1/4) | 1 marine |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 akaiky
[Mahafaly]
[1.78] |
| Entry (2/4) | 4 marine
![]() |
| Part of speech | 5 adjective |
| Explanations in English |
6 momba ny sambo na ny ranomasina
[1.17] |
| Entry (3/4) | 7 marine
![]() |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in English |
9 miaramila naman'ny tafika an-dranomasina
[1.17] |
| Entry (4/4) | 10 marine
![]() |
| Part of speech | 11 feminine noun |
| Explanations in French |
12 fifamoivoizana an-dranomasina: Travailler dans la marine (miasa amin'ny fifamoivoizana an-dranomasina)
13 Tantsambo sy ny sambo: Corps de la marine (vondron'ny tantsambo) 14 Fitantanan-draharaha momba ny sambo sy ny tantsambo: Siege de la Marine Nationale (foiben'ny Fitantanana sy ny Fiandaiketan-draharahan'ny sambo sy ny tantsambon'ny firenena) [1.66] |
| Anagrams | 15 Manery, manery, 16 mareñy, marine, 17 Merina, 18 mirena |
| Updated on 2025/12/08 |
|