| Entry | 1 marikivy |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy:
4 Marikivy ny voasary makirana [1.1] |
| Explanations in English |
5 sour, acid
[1.7] |
| Explanations in French |
6 aigre, acide
[1.8] 7 qui a un goût acide, aigrelet [1.196] |
| Examples |
8 Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany.
[2.4#]
9 Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|