| Entry | 1 marazaña |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] mahalana: Ly marazaña ny fiavin-drano ko save tampoka ny tanim-bare (Raha mahalana ny fahatongavan'ny rano dia lasa lavavolo ny tanimbary)
[1.78] |
| Anagrams | 4 manazara, marazaña |
| Updated on 2026/02/04 |
|