|
|
|
|

Entry1  maraokanina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana).
4 Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy. [1.1]
Explanations in English  5 Moroccan. [3.1]
Explanations in French  6 marocain, marocaine. [3.1]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Analogs  8  maraoka, 9  maraoka

Anagrams  10 ankamaroany, 11 manakoriàna, manakoriana, 12 maraokanina

Updated on 2025/11/12