| Entry | 1 maola |
| Root | 2 ola |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 adaladala, tsy hendry, maditra
[Tanala]
[1.78] 5 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [1.1] |
| Explanations in English |
6 frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic
7 in the provinces, it means mad [1.2] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 18 maolamaola |
| All compound words | 19 farimaola |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 21 alamo, 22 amalo, 23 lamao, 24 malao, 25 maola, 26 Olama |
| Updated on 2025/11/13 |
|