Entry mantoanto
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza nahandro tsy tsara masaka: Mantoanto izany sakafo izany [Rajemisa 1985]
French definition qui est à demi cuit [Abinal 1888]
Derivations 
Quotes 

2011/12/25