| Entry | 1 manotraka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io.
4 Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao. [1.1] |
| Examples |
5 Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany.
[2.996#]
|
| All compound words | 6 2 combinations of this word |
| Anagrams | 7 manakòtra, manakotra, 8 manatroka, 9 mañokatra, manokatra, 10 manotraka |
| Updated on 2025/11/12 |
|