| Entry | 1 manosotra |
| Root | 2 hosotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina
5 Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [1.1] |
| Explanations in English |
6 to smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 barbouiller, enduire: oindre; peindre
[1.8] 8 badigeonner [1.13] |
| Examples |
9 Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 14 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/13 |
|