|
|
|
|

Entry 1  manosika
Root  2 tosika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
5 Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
6 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
Explanations in English  7 to shove; to urge [1.7]
Explanations in French  8 pousser [1.8]
Examples  9  ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48#126]
10  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manosika
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 mañakosy, 18 mañisoka, 19 manokasy, manosika, 20 masokañy, 21 masokina, 22 misokana, 23 misonàka

Updated on 2026/04/21