| Entry | 1 manontanintany |
| Root | 2 ontanintany |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny
[2.324]
5 Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana [2.558#14] 6 Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? [2.643#112] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 10 manontanitany |
| Updated on 2025/09/10 |
|